Dikan'ny teny : tevika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Jer. Pnemonia. Ahitsio
2 a.: Fanaintainana ohatra ny misy manindrona. 1 Aretina avy amin'ny bibikelinaretina izay andrenesana fanindrontsindronana ao anaty tratra. 1 Loaka amin' ny ravin-tsofina asiana kavina. 1 Ny loadoaka amin'ny zaitra, na ny fanjaitra. - t.i.f.: Tevehina, atevika, voatevika, tinevika, tafatevika / manevika, fanevika, mpanevika / anevehana, fanevehana 1 mitevika, fitevika, mpitevika 1 itevehana, fitevehana 1 mahatevika. - F.-p.: Tevi-Nanahary: entimilaza ny ravin-tsofina efa misy loaka hatrany an-bohoka. / Tevi-doha: ilazana ny ran'orona avy amin'ny are-tin' andoha. * Ohab.: Tsy toha ny teuidohan'ny madinika: Mahasahiran-tsaina n? lehibe ny faninian'ny madinika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel