Dikan'ny teny : tevina

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Toetran'ny zavatra tsy manify fa lehibe ny indrakeliny ; sosona. - t.i.f.: Matevina, hatevina, hatevenina, voatevina 1 manatevina, fanatevina, mpanatevinal mankatevinal anatevenana, fanatevenana 1 mahatevina / mihatévina na mihamatevina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel