Dikan'ny teny : tezaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (teza) mt. ih, (tezao): Enti-milaza ny basy atao mahitsy tsara ka hitifirana, ny volobeny tsy aankina amin-javatra; asiana na tapahina eo afovoany tsara. Ahitsio
2 (taiza) mt. ih. (texao): Karakaraina sy kolokoloina: Sarotra tezaina koa ity zaza ity. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel