Dikan'ny teny : tiavina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Tiana (tia) mt. ih. (tiavo): Ananana fironan'ny fo, iraiketana: Tsy tian'ilay zazauauy ilay tovolahy fa be taona loatra. ? Irina, tadiavina: Hanao izay tianao aho. ? Sitraka: Tsy tiako ny hanambadianao iny olona iny. ? Mahafinaritra: Tiako ity boky ity fa misy tantara mahaliana. Mirihina fa ny Tiavina dia manan-kevitra indrindra hoe "ezahina ho tiana", ka izany no ananany fomba mandidy: tiavo: Tokony hotiavina ny fianarana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel