Dikan'ny teny : tifidalitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btl) a.: Lalaon'ny ankizy anehoana fahakingana amin'ny famonoan-dalitra: aforitra ny hazo na sila-bolo, asiana tady ny tapany roa hanenjana azy, ka ny bala dia vero na hazo hazonina eo amin'ny tady ny tapany; sintonina henjanina mafy ny tady, ka avotsotra tampoka, dia mitsipika teo ny bala ka mihatra ery amin'ny zavatra tifirina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel