Dikan'ny teny : tifika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tsipika, pitika. 1 t.f.f.: Tifihina, atifika, voatifika, tafatifika 1 manatifika, fanatifika, mpanatifika / anatifihana, fanatifihana 1 mitifika, fitifika, mpitifika 1 itifihana, fitifihana 1 mahatifika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel