Dikan'ny teny : tinaitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (taitra) mt. ih. misy tsofoka in: Tairina, fohazina: Notinaitran'ny poa-basy ny zaza. ? Voatampoka, gaga: Tinaitran'ilay uaouao i dada ka nandraiki-narary, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel