Dikan'ny teny : to

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Marina,,mifanaraka amin'ny rariny sy ny hitsiny: Teny to. 1 Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy. - t.i.f.: Tovina 1 mankato / ankatoavina 1 ankatoavana / fankatoavana / mahato. - Manao marina tsy to: mandainga. / Mahazo to: itokiana, mahatoky. / Mianiana tsy tes: manao fianianana tsy marina. Ahitsio
2 Teny hita amin'ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazandRamino, fa avy amin'ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin'izay nahatezitra azy, mikiribiby amin'ny heviny ary tsy mety hihavana na h{fampiraharaha. * Ohab.: Izay tsy miady oiom-bodo, fa izay to fo mpamosauy: enti-milaza fa tsy misy tsy miady afa-tsy ny zaza tsy manan-tsaina, fa rehefa vita ny fifanazavana, olondratsy (mpamosavy) izay mbola mitahiry hatezerana na manao an-dolompo. Ahitsio
3 na Toa a.: Teny enti-miantso ny alika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel