Dikan'ny teny : toaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavapisotro misy aikaola mahamamo: Mpisotro toaka. - F.-p.: Mamon-toaka ambavan'olona: ara-bakiteny: Olon-kafa no nisotro toaka ka ny tena no toa mamo. 1 h.o.: Ny hafa no nanao ny nataony ka ny tena no iharan'ny asany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel