Dikan'ny teny : tobatobaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tobatoba) mt. ih. (tobatobao): Hetsiketsehina, kobanina, kotabaina: Nahoana no tobatobain'ialahy ny rano sotroiko? 1 Lanilanina foana: Aza tobatobaina ny vary, rankizy, fa sarotra ny taon. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel