Dikan'ny teny : toby

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Toerana ilasian'ny tafika. ? Toerana anorenana trano vonjimaika hitoeran' ny mpiasa toy ny mpihady volamena, manjarano, mpanao laiana; lasy. - t.i.f.: Atoby, voatoby, tafatobylmitoby, fitoby, mpitoby 1 itobiana, fitobiana / mahatoby, tobitoby. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel