Dikan'ny teny : todihina

Hampiditra dikany vaovao
1 (todiha) mt. ih. (todiho): Enti-milaza zavatra na olona eo anindrana na any aoriana izay jerena ka anodinana ny loha; herehina: Todiho Rakoto ao an-damosinao. • h.o.: Todihina ny lasa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel