Dikan'ny teny : todika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hodina, fijerena na fanodinana ny loha eo anindrana na any aoriana; herika. i t.i.f.: Todihina, atodika, voatodika, tafatodika / manatodika, fanatodika, mpanatodika / anatodihana, fanatodihana 1 mitodika, fitodika, mpitodika / itodihana, fitodihana / mahatodika / toditodika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel