Dikan'ny teny : todina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tody) mt. ih.: Ifoterana: Notodin'ny nataony ilay mpifetsifetsy zavatr'olona ka maty fadiranovana. * Ohab.: Todin'ny ambora tsy nentina ka mivongi-kazo tsy fantatra: ara-bakiteny: taloha ny nanao fanompoana dia naka ambora (hazo mafy fanao vatam-patan'andriana) tany an'ala; raha nisy nanao kilavadavaka, dia nosazina hitondra izay hazo sendra teny ho eny. ? h.o.: Iharan'ny todin'ny tsy anaovana fanompoana na adidy, ka manjary manao ny tsy fanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel