Dikan'ny teny : toditra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanandramana kely ny sakafo andrahoina mbola tsy tena masaka, izay noheverina ho karazana fametavetana fahizay. - t.i.f.: Atoditra, voatoditra / manoditra, fanoditra, mpanoditra / anodirana, fanodirana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel