Dikan'ny teny : tody

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Tonga an-tseranana: Tody soa aman-tsara ny sambonay. • a.: Valin'ny tao mifotitra amin'ny tena:Ny tody tsy misy fa ny atao no miuerina. - t.i.f.: Todina, atody, voatody, tafatody 1 manody, fanody, mpanody 1 anodiavana, fanodiavana / mitody, fitody, mpitody 1 itodiana, fitodiana / mahatody. - F.-p.: Tsy leo entin-tody: tsy zaka ny tody hahazo ny tena raha manao izany. 1 Tsy tody tsy angatra: tsy zaka, tsy lefitra. / Tsy mataho-tody: olon-dratsy tokony hatahorana satria tsy matahotra ny hanao ratsy anao lzy noho izy tsy matahotra tody. 1 Sakaiza manody: sakaiza nitokisana nefa namadika. / Todin'aina: vaiin'ny ra nalatsaka, valifaty taldn'ny rani olona nalatsaka. / Miantso tody: manana alahelo aman' olona noho ny ratsy nataony tamin'ny tans, ka mirary an'io ratsy io hihatra aminy ihany koa. * Ohab,: Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina: ny tody akory, tsy hoe zavatra mivaingana hita maso eny, fa ny fifoteran'izay nataonao amin'ny tenanao ihany no a-tao hoe tody. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel