Dikan'ny teny : toerana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fipetrahana; ny misy ny zavatra iray andavanandro: Samy ataouy amin' ny toerany auy ny zavatra rehetra. • Fipetraka, fitoetra: Tsy tiako ny toeran'ity trano ity. - F,-p,: Toera-mahery: fampisehoana hasiahana tafahoatra ka tsy mahazaka ilay iharan'izany dia lasa. / Toerana ifandiasana: toerana ifanolosoloana: an'ny iray izao, dia mandimby kosa ny hafa avy eo. / Toeran-tsy zaka: fitondrana ratsy mankaleo, fanaovana izay hialana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel