Dikan'ny teny : tofantsika

Hampiditra dikany vaovao
1 n.: Fibaraingoana manao andohalambo, fihantsihana, filantsihana. - t.i.f.: Atofantsika, voatofantsika, tafatofantsika 1 manatofantsika, fanatofantsika, mpanatofantsika / anatofantsihana, fanatofantsihana 1 mitofantsika, fitofantsika, mpitofantsika 1 itofantsihana, fitofantsihana / mahatofantsika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel