Dikan'ny teny : tofefika

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Mihilana, mirai-ka, mirona, mitady hihohoka. 6 t,if,: Atofefika, voatofefika, tafatofefika / manatofefika, fanatofefika, mpanatofefika / anatofefehana, fanatofefehana / mitofefika, fitofefika, mpitofefika 1 itofefehana, fitofefehana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel