Dikan'ny teny : tofina

Hampiditra dikany vaovao
1 Tofintofina Tt,: Fianjera, fidona; faharary noho ny fianjerana amin'ny tany; fihetsiketsehana, fanonjanonjana, fitopatopan'ny (volon-doha raha ohatra mihazakazaka). - t.i.f.: Mitofina, fitofina, mpitofina 1 miantofina / tofintofina 1 atofintofina, voatofintofina, tafatofintofina / manatofintofina, fan atofintofina, mpanatofintofina / anatofintofinana, fanatofintofinana / mitofintofina, fitofintofina, mpitofintofina / itofintofinana, fitofintofinana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel