1 p. t.: Azo ihafiana; zaka; lefitra; aritra: Tohanao ve izany teny famingauingana izany? - t.i.f.: Tohaina, voatoha 1 manoha, fanoha, mpanoha 1 anohana, fanohana 1 mahatoha.
Ahitsio
2 a.: Hanina tadiavin'ny biby dia; haza; remby: Mitatitra ny tohany ny uitsika. I t.i.f.: Tohaina, voatoha / mitoha, fitoha, mpitoha 1 itohana, fitohana / mahatoha / tohatoha / mitohatoha.
Ahitsio