Dikan'ny teny : tohaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (toha) mk ih. (tohay): Sakanana: Tohay tsy hiditra ireo olona ireo fa mbola tsy uita ny fiomanantsika, ? Toherina: Tsy azo tohaina ny rano mahery. Ahitsio
2 (toha) mt. ih. (tohay): Tadiavina (haza, remby). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel