Dikan'ny teny : tohanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tohana) mt. ih. (tohano): Asiana zava-misakana tsy hianjera: Tokony hotohanana ity andry ity fa toa malemy. ? Tantanana tsy hianjera: Tohano io marary io fa fanina. ? Sakanana tsy ho avy: Moa ve azo tohanana tokoa ny havandra? F• Sakanana: Notohanany aho tsy hiditra, ka lasa nisintona amim-pahendrena. (• Ampiana: Notohanany ny kamboty sy mananotena fahauelony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel