Dikan'ny teny : tohatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy. 1 Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarak o er? an-tafontrano. - t.i.f.: Toharana, voatohatra. Ahitsio
2 p. t. na mt. P. ft.: Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako! 1 tif: Toharina, voatohatra f manohatra. Ahitsio
3 a.: Ny nonon'ny biby, indrindra ny ombivavy. i t.i.f.: Mitohatra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel