Dikan'ny teny : tohizana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tohy) mt. pdr. (tohizo): Asiana zavatra tohiny, ka misy teny famenony mandrakariva eo aorianany: Hotohizana rofia ity kofehy ity fa fohy loatra. (Aza afangaro amin'ny tohizina). * Ohab.: Manao foly mena tohizan-drofia: enti-milaza asa tsara ampifangaroina asa ratsy misy fitaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel