Dikan'ny teny : toho

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan-kazo (Gymnosporia brachystachya). Ahitsio
2 a.: Karazana hazandrano kely fisaka ny lohany ary tsisy taolana firy. • F.-p.: Mason-toho: ilazana ny manana maso kely toy ny an'ny toho. / Toho asesimamba: enti-milaza ny madinika asesiky ny lehibe hanao ratsy. * Ohab.: Toho latsaka ambouo: mazaua andro idirana fa maizina andro ivoahana: enti-milaza olona mora sodokan-drendrarendra ka loza no miandry azy vokatr'izany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel