Dikan'ny teny : tohofana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tohoka) mt. ih. (tohofy): Fefena mba hihandrona ny rano: Tohofy ny tanimbary mba ho Teno rano. * Enti-milaza ny fatana asiana kitay, tain'omby..., miavovona be: Notohofany kitay be loatra ny fatana ka maty ny afo. • Atao mipetaka avy hatrany amin'ny vava: Tsy tokony hotohofana vava ny fantsakana satria natao ho an'ny olona rehetra io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel