Dikan'ny teny : tokantrano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny trano iveloman'ny mpivady mitokana tsy miaraka amin'ny ray aman-dreny na ny havana; vady: Efa nahazo tokantrano izy. • Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao: Miuoaka lava io oehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony. - Arahaba nahazo tokantrano: fiarahabana fanao amin'ny mpivady vao. / Marena tokantrano: firariana mba ho marina tsy ho voahozongozona ny fanambadiana. / Tokantrano tsy ahahaka: tsy tokony haely ho fantatry ny any ivelany ny fahoriana amam-pahasahiranana ao an-tokantrano. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel