Dikan'ny teny : tokavina

Hampiditra dikany vaovao
1 (toka) mt. ih. (tokavy): Rarina hahery (amin'ny famoran-jaza) 'na ozonina ho resy (amin'ny fampinomana na fampisotroana tangena). Mitovitovy amin'ny tsitsihina ihany, saingy tsy dia mba tanisaina lava ny fitokavana, fa atao amin'ny teny vitsy miverimberina fotsiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel