Dikan'ny teny : tokelaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihomehezana mikakakaka tsy misy hambahamba na indraindray koa somary maneso fanaon'ny ankizy kely indrindra. - t.i.f,: Atokelaka, voatokelaka, tafatokelaka / manatokelaka, fanatokelaka, mpanatokelaka 1 anatokelahana, fanatokelahana 1 mitokelaka, fitokelaka, mpitokelaka 1 itokelahana, fitokelahana 1 mahatokelaka 1 tokelakelaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel