Dikan'ny teny : tokoa

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Tana... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy! 1 Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr'ireo teny roa ireo amin'izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy. ? a.: Ny marina: Ny tokoa lazaina, fa efa leon'ny lainganao aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel