Dikan'ny teny : tokoana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny fikarakarana ny zavatra, ny hanina atao eo ambony toko mba handrahoina. * Ohab.: Ny tokoanam-bary aza iadian'ny mpivady: entimilaza fa na dia zavatra kely aza mety hampiady mivady. Ahitsio
2 (toko) mt. ih. (tokoy): Enti-milaza zavatra zarazaraina, saratsarahina: Notokoany folo ny voanjo namidiny. 1 Enti-milaza ny vary karakaraina handrahoina: Nahoana no tsy mbola tokoanao ny vary? 1 Enti-milaza ny vatom-panorona alahatra amin'ny toerany avy alohan'ny hilalaovana: Tokoy àry ny vato raha vonona hilalao Rangahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel