Dikan'ny teny : tokona

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fikarakarana ny sakafo handrahoina, fametrahana azy eo ambony toko. - t.i.f,: Atokona, voatokona J manokona, fanokona, mpanokona/ anokonana, fanokonana./ mahatokona. Ahitsio
2 a.: Fihenahenana tsy mety mihetsika na miala amin'ny toerana misy ny te-na; fihenahenana tsy mety miasa. 1 t. f.: Mitokona, fitokona, mpitokona / itokonana, fitokonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel