Dikan'ny teny : tokony

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Teny enti-milaza fa tsara, mety, ny hanaovana zavatra iray, na hahatongavan'ny zavatra iray (eo aorlan'ny "tokony", dia tsy maintsy atao milaza ny ho avy ny matoanteny): Tokony hiala tsiny ianao fa namingavinga ny mpampianatra anao. / Tokony houana ity lambam-baravarankely ity fa efa mandalambitsika. / Moa ve ho avy izy anio? Tokony, 1 Ankeviny, eo ho eo: Tokony ho tamin'ny folo izy no tonga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel