Dikan'ny teny : tokozihitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fihenahenana tsy mety mihetsika hissa na hanampy (ny toko dia atsatoka hiorina mafy eo amin' ny fatana mba tsy hampiongana ny vilany); famitsahana na fitakokoana noho ny hatsiaka. i Mitokozihitra, fito• kozihitra, mpitokozihitra / itokozihirana, fitokozihirana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel