Dikan'ny teny : tola

Hampiditra dikany vaovao
1 (Btl) p..: Enti-milaza tandrok'omby mifanohitra fitsiry ka miolaka amin'n? an-daniny avy. Ahitsio
2 p.t.: Tofoka, tohina, leony: Tolan-kazandrano aho izany. ? Lefy, folaka sy mihamalemy: Ela nilibana ireny ka efa tola izao. 1 Mirai-ka, mirona, mitongilana. ? Enti-milaza ny vilany mianjera avy eo ambony toko. - t.i.f.: Voatola / mitola, fitola, mpitola J itolana, fitolana 1 mahatola. Ahitsio
3 (Tsar) a.: Omby manana trafo lava sy mirondrona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel