Dikan'ny teny : tolotra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanomezana orne-na ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady. 1 Fanomezam-panĂ nana (na vitsivitsy aminy fotsiny) ataon'ny ray aman-dreny aloha ben'ny hahafatesany: Nataon-drainy tolotra ho an'i Faralahy ilay tanimbary er? ambony andrefana. 1 Fandrosoana zavatra olona ho mari-panajana na fitiavana: Rehefa vita ny tolotra fehezam-boninkazo, dia nitsangana ny manampahefana hikabary. - t.i.f.: Tolorana, atolotra, voatolotra, tonolotra 1 manolotra, fanolotra, mpanolotra 1 anolorana, fanolorana 1 mitolotra, fitolotra, mpitolotra 1 itolorana, fitolorana 1 mahatolotra 1 tolotolotra. Ahitsio
2 a, : Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na hangoronana ny efa vita. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel