Dikan'ny teny : tomaboha

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Vakim-pitaratra madio. ? Vongam-pitaratra kely miloko isan-karazany, misy boribory, misy lavalava, ary ataon'ny ankizivavy solon'olona rehefa milalao manao kindriandriana izy ka ny boribory misolo ny vehivavy, ary ny lavalava mi-solo ny lehilahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel