Dikan'ny teny : tomandavana

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Lava be mifampitohitohy, avo mitohy vovoka: "Ir? tendrombohitra tomandavana / Soa malomaloka, mauamauana;/Topazo maso fa raha tazanina / Manerinerina, mahamanina". (Ny Avana) - t.i.f.: Mitomandavana, fitomandavana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel