Dikan'ny teny : tomany

Hampiditra dikany vaovao
1 (t - om - any) a.: Ranomaso miaraka amin-tsento noho nyalahelo:Atsaharo ny tomany. ? mt.: Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: "Mi; clona ny oran'Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga". (Hain-tenin' ny Ntaolo) - t.i.f.: Mitomany, fitomany, mpitomany 1 itomaniana, fitomaniana 1 mahatomany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel