Dikan'ny teny : tombaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ireo vakivakimbola fahizay silaky ny farantsa na ariary ka nampiasaina ho toy ny vola madinika. • p.t.: Vaky, loaka: Ela vao ho tombaka io hazo io amin' iny fitaovana iny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel