Dikan'ny teny : tombanana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tombana) mt. ih. (tombano): Asondrom-bidy bebe mba hahazoana tombony ihany na dia efa andatsahana aza eo amin'ny ady varotra: Notombanany enim- polo io seza io, fa azoko di- my amby efapolo ihany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel