Dikan'ny teny : tombina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fipetrahana maka toerana tsara. • Fahatsarampototra eo amin'izay itoerana. 1 t.if.: Tombenana, atombina, voatombina, tafatombina J manombina, fanombina, mpanombina 1 anombenana, fanombenana 1 mitombina, fitombina, mpitombina I itombenana, fitombenana I miantombina, iantombenana I matombina 1 mahatombina. - F.-p.: Tsy mahatombin-tsiraka: tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava - (ny siraka dia mitovy amin'ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin'ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel