Dikan'ny teny : tombo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ny mihoatra na ny ambin'ny zavatra iray amin'ny hafa: Roa santimetatra no tombon'ny fanondroadala amin'ny fanondro. - t.i.f.: Manombo na miombo, fanombo na fiombo f anomboana, fanomboana 1 mitombo, fitombo, mpitombo 1 itomboana, fitomboana I mampitombo 1 tombotombo. ? F.-p.: Tombom-barotra: ny vola azo ambonin'ny masonkarena. / Tombon-dahy: fanomezana ambony ampanga amin'izay iaraha-mizara. J Tombon-tsoa: soa azo manokana. J Manao tomba sy ha-la: manao fitondrana miangatra. / Manan-tombo: mihoatra kokoa. / Manao tombo ho an-tena: mampihoatra kokoa ny azon'ny tena noho ny an'ny hafa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel