Dikan'ny teny : tombohina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tomboka) mt. ih. (tombohy): Trandrahina amin'ny angady: Raha tianao hisy vodiny lehibe ny mangahazo, tombohy tsara ny tany. • Tsatohana ny lelan' angady: Notombohiko ilay bibilava ka tapaka roa terys. Ahitsio
2 (tomboka) mt. ih. (tombohy): Petahana kase (fitomboka); petahana ma- rika amin'ny vy mahamay: Tombohy kely ity taratasy ity. / Efa notombohina ve ireto ombinareo ireto? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel