Dikan'ny teny : tomoetra

Hampiditra dikany vaovao
1 (toetra) mt. a.: Mitoetra, mipetraka, mijanona: Hitsinjouana ny ho auy ny vary tomoetra ao an-trano. - t.i.f.: Tomoerana, atomoetra, tafatomoetra / mitomoetra, fitomoetra, mpitomoetra / itomoerana, fitomoerana / mahatomoetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel