Dikan'ny teny : tompon-daka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Teny entimilaza izay voalohany amin' ny karazan-daolao nifaninanan'ny maso nandritra ny taona: baolina, alahazakazaka, ady totohondry... Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel