Dikan'ny teny : tompondrano

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazam-bibilava malama hoditra mpitoetra amin'ny petsapetsa; mety hahatratra hatramin' ny refy ny halavany; tsy mba mpiakatra an-tanety ny tompondrano afa-tsy indraindray tadiavina, ka noheverina ho fambara loza ny fahitana azy amin'izay. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel