Dikan'ny teny : tonaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p.t.: Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy! Ahitsio
2 a: Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana. i Tonafana, atonaka, voatonaka. Ahitsio
3 p.t.: Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana. i t.i.f.: Atonàka j mitonàka, fitonàka, mpitonàka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel