Dikan'ny teny : tonantonana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Mitsikamokamo, mivarora-dava, midonana-poana. ? Fivezivezena foana tsy misy antony; fahatongavana amin'ny toerana iray tsy nisy zava-natao. - t.i.f.: Atonantonana, voatonantonana, tafatonantonana j manatonantonana, fanatonantonana j mitonantonana, fitonantonana j itonantonanana, fitonantonanana / mahatonantonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel